Nomery 7:86 - DIEM PROTESTANTA86 Zato grama no lanjan’ny lovia kely volamena iray, ka ny lanjan’ny zinga 12 mitambatra dia 1 200 grama araka ny ventin-danja fampiasa ao amin’ny Toeramasina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201186 lovia kely volamena roa amby folo, feno ditin-kazo manitra, milanja sekela folo avy, araka ny sekela masina; ny lanjan’ny lovia kely volamena rehetra dia sekela roapolo amby zato. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara86 Zato grama no lanjan’ny lovia kely volamena iray, ka ny lanjan’ny zinga 12 mitambatra dia 1 200 grama araka ny ventin-danja fampiasa ao amin’ny Toeramasina. Jereo ny tokoBaiboly Katolika86 Ny lovia kely volamena 12, feno zava-manitra, dia samy 10 sikla avy, araka ny sikla masina; 120 sikla no totalin’ny volamenan’ny lovia kely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy86 lovia kely volamena roa ambin’ny folo, feno ditin-kazo manitra, dia sekely masina; ny lanjan’ny lovia kely volamena rehetra dia sekely roa-polo amby zato. Jereo ny tokoMalagasy Bible86 lovia kely volamena roa ambin'ny folo, feno ditin-kazo manitra, dia sekely masina; ny lanjan'ny lovia kely volamena rehetra dia sekely roa-polo amby zato. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache86 lovia kely volamena roa amby folo, feno ditin-kazo manitra, milanja sekela folo avy, araka ny sekela masina; ny lanjan’ny lovia kely volamena rehetra dia sekela roapolo amby zato. Jereo ny toko |