Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 29:4 - DIEM PROTESTANTA

4 dia volamena avy any Ôfira, milanja zato taonina; volafotsy madio milanja 240 taonina, natao hapetaka amin’ny ati-rindrina isan’efitrano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 dia talenta volamena telo arivo, volamena avy any Ofira ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin’ny rindrin’ny efitrano tsirairay;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 dia volamena avy any Ôfira, milanja zato taonina; volafotsy madio milanja 240 taonina, natao hapetaka amin’ny ati-rindrina isan’efitrano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 dia talenta volamena 3.000, ny volamena avy any Ofira; talenta volafotsy voadio 7.000, hapetraka amin’ny atin’ny rindrin’ny efitrano;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 dia talenta volamena telo arivo, volamena avy any Ofira, ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin’ny rindrin’ny isan-efi-trano,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 dia talenta volamena telo arivo, volamena avy any Ofira, ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin'ny rindrin'ny isan-efi-trano,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 dia talenta* volamena telo arivo, volamena avy any Ofira ary talenta volafotsy voadio fito arivo hapetaka amin’ny rindrin’ny efitrano tsirairay;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 29:4
7 Rohy Ifampitohizana  

Ary tonga tany Ôfira ireo ka nahazo volamena 12 taonina mahery ary nitondra izany ho an’i Salômôna mpanjaka.


mbamin’i Ofîra sy i Havilà ary i Jôbaba: ireo no zanakalahin’i Jôktàna.


He! nanao ezaka mafy aho ka nahavonona ho an’ny tranon’ny TOMPO ireto fitaovana ireto: volamena milanja telo tapitrisa kilao mahery, volafotsy milanja telopolo tapitrisa kilao mahery, halimo sy vy betsaka tsy hita lanja; ary nahavonona hazo sy vato koa aho. Dia hampianao kosa ireo.


Ankamamiko tokoa ny tranon’Andriamanitro; ka ho fanampin’ny zavatra rehetra nomaniko ho an’ity Toeramasina ity, dia omeko ho an’ny tranon’Andriamanitro koa izay volamena sy volafotsy ananako manokana:


Iza àry, amin’izao andro anio izao, no mba mazoto hanolotra fanomezana an-tsitrapo amin’ny TOMPO mba hanaovan’ireo mpahay taozavatra ny fanaka volamena sy volafotsy ary ny asa isan-karazany?


Tsy mifandanja aminy na ny volamena avy any Ôfira na ny berila sarobidy mbamin’ny safira aza.


ka 1 300 grama avy no lanjan’ny lovia volafotsy iray ary fitonjato grama avy no lanjan’ny kaopy volafotsy iray. Ny fitambaran’ireo fanaka volafotsy ireo dia 24 kilao araka ny ventin-danja fampiasa ao amin’ny Toeramasina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra