«Hisy koa latabatra hamboarina amin’ny hazo mimôzà, ka hirefy iray metatra ny lavany, 50 santimetatra ny sakany ary 75 santimetatra ny haavony.
Nomery 4:8 - DIEM PROTESTANTA Eo ambonin’izany rehetra izany no hamelarany lamba jaky izay horakofany lamba hoditra manify; izay vao hapetrany ny bao filanjana ny latabatra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hovelarany lamba jaky eo ambonin’io ka hosaronany amin’ny rakotra hoditra trozona izany, dia hataony eo aminy ny baony. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Eo ambonin’izany rehetra izany no hamelarany lamba jaky izay horakofany lamba hoditra manify; izay vao hapetrany ny bao filanjana ny latabatra. Baiboly Katolika Hovelarany lamba mena antitra eo amboniny ireo, sy horakofany firakotra hodi-dogaona vao hapetany ny baon’ny latabatra. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hovelarany lamba jaky eo amboniny izy, ka hosaronany amin’ny sarona hodi-takasy izany; dia hataony eo aminy ny baony. Malagasy Bible Dia hovelarany lamba jaky eo amboniny izy, ka hosaronany amin'ny sarona hodi-takasy izany; dia hataony eo aminy ny baony. La Bible en Malgache Hovelarany lamba jaky eo ambonin’io ka hosaronany amin’ny rakotra hoditra trozona izany, dia hataony eo aminy ny baony. |
«Hisy koa latabatra hamboarina amin’ny hazo mimôzà, ka hirefy iray metatra ny lavany, 50 santimetatra ny sakany ary 75 santimetatra ny haavony.
Haka lamba volomparasy izy handrakofany ny fitoeran-jiro mbamin’ny jiro sy ny kojakojany rehetra: dia ny hetin-jiro sy ny fitoeran-davenona ary ny tavoaran-diloilo.