Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 4:8 - Baiboly Katolika

8 Hovelarany lamba mena antitra eo amboniny ireo, sy horakofany firakotra hodi-dogaona vao hapetany ny baon’ny latabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Hovelarany lamba jaky eo ambonin’io ka hosaronany amin’ny rakotra hoditra trozona izany, dia hataony eo aminy ny baony.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

8 Eo ambonin’izany rehetra izany no hamelarany lamba jaky izay horakofany lamba hoditra manify; izay vao hapetrany ny bao filanjana ny latabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Eo ambonin’izany rehetra izany no hamelarany lamba jaky izay horakofany lamba hoditra manify; izay vao hapetrany ny bao filanjana ny latabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Dia hovelarany lamba jaky eo amboniny izy, ka hosaronany amin’ny sarona hodi-takasy izany; dia hataony eo aminy ny baony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Dia hovelarany lamba jaky eo amboniny izy, ka hosaronany amin'ny sarona hodi-takasy izany; dia hataony eo aminy ny baony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Hovelarany lamba jaky eo ambonin’io ka hosaronany amin’ny rakotra hoditra trozona izany, dia hataony eo aminy ny baony.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 4:8
5 Rohy Ifampitohizana  

«Hanao latabatra hazo akasià ianao; ho roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.


hoditr’ondrilahy voasoka mena, hodi-dogaona, hazo akasià;


Haka lamba jaky volomparasy izy ireo handrakofany ny fanaovan-jiro mbamin’ny lalampiny, ny hetin-jirony, ny fitoeran-davenon-jirony, ny fitoeran-diloilo fanao aminy, sy izay ilaina aminy;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra