Eksodosy 25:23 - DIEM PROTESTANTA23 «Hisy koa latabatra hamboarina amin’ny hazo mimôzà, ka hirefy iray metatra ny lavany, 50 santimetatra ny sakany ary 75 santimetatra ny haavony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Manaova latabatra hazo akasia: Roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany ary iray hakiho sy sasany ny haavony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 «Hisy koa latabatra hamboarina amin’ny hazo mimôzà, ka hirefy iray metatra ny lavany, 50 santimetatra ny sakany ary 75 santimetatra ny haavony. Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 «Hanao latabatra hazo akasià ianao; ho roa hakiho ny lavany, iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary manaova latabatra hazo akasia: roa hakiho ny lavany, ary iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary manaova latabatra hazo akasia: roa hakiho ny lavany, ary iray hakiho ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony. Jereo ny toko |