Ny an’ny zanakalahin’i Hemàna dia ry i Bokià sy i Matanià, i Hoziela, i Seboela, i Jerimôta, i Hananià, i Hananỳ, i Eliatà, i Gidaltỳ, i Rômamtỳ-Hezera, i Jôsbekasà, i Malôtỳ, i Hôtira, ary i Mahaziôta.
Nomery 3:18 - DIEM PROTESTANTA Indreto kosa ny anaran’ny zanakalahin’i Gersôna: i Libnỳ sy i Simehỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireto kosa ny anaran’ireo zanakalahin’i Gersona, araka ny fianakaviany: I Libny sy i Simey. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Indreto kosa ny anaran’ny zanakalahin’i Gersôna: i Libnỳ sy i Simehỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy. Baiboly Katolika Izao no anaran’ny zanaka lahin’i Gersôna, araka ny fianakaviany: Lebnỳ sy Semeì. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izao no anaran’ny zanakalahin’i Gersona, araka ny fianakaviany: Libny sy Simey. Malagasy Bible Ary izao no anaran'ny zanakalahin'i Gersona, araka ny fianakaviany: Libny sy Simey. La Bible en Malgache Ireto kosa ny anaran’ireo zanakalahin’i Gersona, araka ny fianakaviany: I Libny sy i Simey. |
Ny an’ny zanakalahin’i Hemàna dia ry i Bokià sy i Matanià, i Hoziela, i Seboela, i Jerimôta, i Hananià, i Hananỳ, i Eliatà, i Gidaltỳ, i Rômamtỳ-Hezera, i Jôsbekasà, i Malôtỳ, i Hôtira, ary i Mahaziôta.
Ambara-panorin’i Salômôna ny tranon’ny TOMPO tao Jerosalema, dia nanao ny raharahan’ny mpihira teo anoloan’ny tranolay atao hoe Tranolay fihaonana ireo, ary nanatontosa ny fanompoany araka ny filaharany avy.
Ary ireto kosa no anaran’ny taranak’i Levỳ, tao amin’ny taranaka maro nifandimby: Telo no zanakalahin’i Levỳ, dia i Gersôna sy i Kehata ary i Merarỳ. Naharitra fito amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Levỳ.
ny an’ny taranak’i Levỳ, lahy sy vavy samy mitokana; ny an’ny taranak’i Simey, lahy sy vavy mitokana;
Ary ny anaran’ny zanakalahin’i Kehata dia ireto avy: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela ka izy efa-dahy no razan’ny tarika avy aminy.