Nomery 3:19 - DIEM PROTESTANTA19 Ary ny anaran’ny zanakalahin’i Kehata dia ireto avy: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela ka izy efa-dahy no razan’ny tarika avy aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Ny zanakalahin’i Kehata, araka ny fianakaviany, dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Ary ny anaran’ny zanakalahin’i Kehata dia ireto avy: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela ka izy efa-dahy no razan’ny tarika avy aminy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 Ny zanak’i Kaata araka ny fianakaviany dia i Amrama, i Hebrôna ary i Oziela. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary ny zanakalahin’i Kehata, araka ny fianakaviany, dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary ny zanakalahin'i Kehata, araka ny fianakaviany, dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Ny zanakalahin’i Kehata, araka ny fianakaviany, dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela. Jereo ny toko |
Ireto avy ny levita tonga teo: tamin’ny terak’i Kehata dia i Mahata zanakalahin’i Hamasay ary i Jôela zanakalahin’i Hazarià; tamin’ny terak’i Merarỳ dia i Kisy zanakalahin’i Habdỳ ary i Hazarià zanakalahin’i Jehalaleela; tamin’ny Gersônita, dia i Jôa zanakalahin’i Zimà, ary i Hedera zanakalahin’i Jôà;