Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 3:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Indreto kosa ny anaran’ny zanakalahin’i Gersôna: i Libnỳ sy i Simehỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Ireto kosa ny anaran’ireo zanakalahin’i Gersona, araka ny fianakaviany: I Libny sy i Simey.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Indreto kosa ny anaran’ny zanakalahin’i Gersôna: i Libnỳ sy i Simehỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Izao no anaran’ny zanaka lahin’i Gersôna, araka ny fianakaviany: Lebnỳ sy Semeì.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary izao no anaran’ny zanakalahin’i Gersona, araka ny fianakaviany: Libny sy Simey.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary izao no anaran'ny zanakalahin'i Gersona, araka ny fianakaviany: Libny sy Simey.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Ireto kosa ny anaran’ireo zanakalahin’i Gersona, araka ny fianakaviany: I Libny sy i Simey.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:18
12 Rohy Ifampitohizana  

Ny an’ny zanakalahin’i Hemàna dia ry i Bokià sy i Matanià, i Hoziela, i Seboela, i Jerimôta, i Hananià, i Hananỳ, i Eliatà, i Gidaltỳ, i Rômamtỳ-Hezera, i Jôsbekasà, i Malôtỳ, i Hôtira, ary i Mahaziôta.


Ambara-panorin’i Salômôna ny tranon’ny TOMPO tao Jerosalema, dia nanao ny raharahan’ny mpihira teo anoloan’ny tranolay atao hoe Tranolay fihaonana ireo, ary nanatontosa ny fanompoany araka ny filaharany avy.


Ary ireto kosa no anaran’ny taranak’i Levỳ, tao amin’ny taranaka maro nifandimby: Telo no zanakalahin’i Levỳ, dia i Gersôna sy i Kehata ary i Merarỳ. Naharitra fito amby telopolo amby zato taona ny andro niainan’i Levỳ.


ny an’ny taranak’i Levỳ, lahy sy vavy samy mitokana; ny an’ny taranak’i Simey, lahy sy vavy mitokana;


Ary ny anaran’ny zanakalahin’i Kehata dia ireto avy: i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela ka izy efa-dahy no razan’ny tarika avy aminy.


I Gersôna no razan’ny Gersônita izay misy tarika roa, dia ny Libnita sy ny Simehita.


«Ataovy lisitra isam-pianakaviana sy isan-tarika koa ny taranak’i Gersôna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra