Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 4:22 - DIEM PROTESTANTA

22 «Ataovy lisitra isam-pianakaviana sy isan-tarika koa ny taranak’i Gersôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Alao isa koa ny taranak’i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 «Ataovy lisitra isam-pianakaviana sy isan-tarika koa ny taranak’i Gersôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Isao koa ny taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Alao isa koa ny taranak’i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Alao isa koa ny taranak'i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Alao isa koa ny taranak’i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 4:22
5 Rohy Ifampitohizana  

Indreto kosa ny anaran’ny zanakalahin’i Gersôna: i Libnỳ sy i Simehỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy.


I Gersôna no razan’ny Gersônita izay misy tarika roa, dia ny Libnita sy ny Simehita.


I Eliasafa zanakalahin’i Laela no filoham-pianakaviamben’ny Gersônita.


Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe:


Hisainao ny lehilahy rehetra feno telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia ireo rehetra tokony hirotsaka hanao ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra