Ry Joda, hidera anao ireo rahalahinao; Hofolahinao kosa ny hatok’ireo fahavalonao, ka hiankohoka eo anatrehanao ireo ralahahinao.
Nomery 26:22 - DIEM PROTESTANTA Ireo no tarika tao amin’ny fokon’i Joda; ka nisy 76 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no fianakavian’i Joda, araka izay voaisa taminy, dimanjato sy enina arivo sy fito alina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo no tarika tao amin’ny fokon’i Joda; ka nisy 76 500 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Baiboly Katolika Ireo no fokon’i Jodà, araka ny voaisa amin’izy ireo: 76.500. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo no fokon’i Joda, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby enina arivo sy fito alina. Malagasy Bible Ireo no fokon'i Joda, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby enina arivo sy fito alina. La Bible en Malgache Ireo no fianakavian’i Joda, araka izay voaisa taminy, dimanjato sy enina arivo sy fito alina. |
Ry Joda, hidera anao ireo rahalahinao; Hofolahinao kosa ny hatok’ireo fahavalonao, ka hiankohoka eo anatrehanao ireo ralahahinao.
I Joda no nahery indrindra teo amin’izy mirahalahy avy, ka izy no nipoiran’ilay ho tonga mpanjakan’i Israely; nefa ny fizokiana dia an’i Jôsefa ihany.
Eny, fantatra mazava tsara fa avy amin’ny fokon’i Joda no nipoiran’ny Tompontsika; ary izany foko izany, rehefa niteny momba ny mpisorona i Mosesy, dia tsy mba voatonony velively.