Nomery 24:3 - DIEM PROTESTANTA
dia nanao izao tononkalo izao: «Teny hentitr’i Balahama, zanakalahin’i Behôra, teny hentitry ny lehilahy matsilo fijery
Jereo ny toko
Dia nilaza ny oha-teniny izy hoe: Hoy i Balama, zanak’i Beora, dia ny lehilahy izay nampahiratina ny masony,
Jereo ny toko
dia nanao izao tononkalo izao: «Teny hentitr’i Balahama, zanakalahin’i Behôra, teny hentitry ny lehilahy matsilo fijery
Jereo ny toko
ka nilaza ny lahateniny nanao hoe: «Faminanian’i Balaama zanak’i Beôra; Faminanian’ny lehilahy voakimpy ny masony;
Jereo ny toko
Dia nanao oha-teny izy ka nilaza hoe: Hoy Balama, zanak’i Beora, Dia ny lehilahy izay voakimpy ny masony,
Jereo ny toko
Dia nanao oha-teny izy ka nilaza hoe: Hoy Balama, zanak'i Beora, dia ny lehilahy izay voakimpy ny masony
Jereo ny toko
Dia nilaza ny oha-teniny izy hoe: Hoy i Balama, zanak’i Beora, dia ny lehilahy izay nampahiratina ny masony,
Jereo ny toko