Nomery 23:7 - DIEM PROTESTANTA7 Dia nanao izao tononkalo manaraka izao i Balahama: «I Balàka, mpanjakan’i Môaba, dia nampaka ahy avy any Siria, avy any amin’ny tendrombohitra amin’ny ilany atsinanan’izany tany izany. Avia, hoy izy tamiko, hanozona ny taranak’i Jakôba; avia handrahona ny Israelita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Dia nilaza ny oha-teniny i Balama ka niteny hoe: I Balaka dia nampaka ahy avy tany Arama, ny mpanjakan’i Moaba dia nampaka ahy avy tany amin’ny tendrombohitra atsinanana: Avia ka ozòny i Jakoba! Mankanesa atỳ ka anamparo ny fahatezeranao Israely! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Dia nanao izao tononkalo manaraka izao i Balahama: «I Balàka, mpanjakan’i Môaba, dia nampaka ahy avy any Siria, avy any amin’ny tendrombohitra amin’ny ilany atsinanan’izany tany izany. Avia, hoy izy tamiko, hanozona ny taranak’i Jakôba; avia handrahona ny Israelita. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 ka nilaza ny lahateniny i Balaama nanao hoe: «I Balàka nampaka ahy avy tany Arama; Ny mpanjakan’i Moaba nampaka ahy, avy tany an-tendrombohitry ny Atsinanana; Avia, ozòny i Jakôba! Avia, tezera amin’i Israely! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Dia nanao oha-teny Balama ka nilaza hoe: Balaka nampaka ahy avy tany Arama, Ny mpanjakan’i Moaba nampaka ahy avy tany amin’ny tendrombohitra atsinanana: Avia, ka ozòny ho ahy Jakoba; Ary mankanesa atỳ, ka sahatoy ny Isiraely. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Dia nanao oha-teny Balama ka nilaza hoe: Balaka nampaka ahy avy tany Arama, Ny mpanjakan'i Moaba nampaka ahy avy tany amin'ny tendrombohitra atsinanana: Avia, ka ozòny ho ahy Jakoba; ary mankanesa atỳ, ka sahatoy ny Isiraely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Dia nilaza ny oha-teniny i Balama ka niteny hoe: I Balaka dia nampaka ahy avy tany Arama, ny mpanjakan’i Moaba dia nampaka ahy avy tany amin’ny tendrombohitra atsinanana: Avia ka ozòny i Jakoba! Mankanesa atỳ ka anamparo ny fahatezeranao Israely! Jereo ny toko |