Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 23:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Dia niverina tany amin’i Balàka izy, ka nahita azy nijoro teo akaikin’ny sorona nataony sady tafaraka tamin’ireo olo-mana-kaja môabita rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Dia niverina tany amin’i Balaka izy ary indro, nijoro teo anilan’ny fanatitra dorany izy, dia izy sy ireo andriandahin’i Moaba rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Dia niverina tany amin’i Balàka izy, ka nahita azy nijoro teo akaikin’ny sorona nataony sady tafaraka tamin’ireo olo-mana-kaja môabita rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Niverina nankany aminy izy, ka inty i Balàka sy ireo andriandahin’i Moaba nitoetra teo anilan’ny sorona dorany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Dia niverina tany amin’i Balaka izy, ary, indreo, teo anilan’ny fanatitra dorany izy sy ireo andriandahin’i Moaba rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Dia niverina tany amin'i Balaka izy, ary, indreo, teo anilan'ny fanatitra dorany izy sy ireo andriandahin'i Moaba rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Dia niverina tany amin’i Balaka izy ary indro, nijoro teo anilan’ny fanatitra dorany izy, dia izy sy ireo andriandahin’i Moaba rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 23:6
3 Rohy Ifampitohizana  

Nanisy teny tao am-bavan’i Balahama ny TOMPO, ary dia nanasa azy hiverina any amin’ny mpanjaka mba hilaza izany aminy.


Dia nanao izao tononkalo manaraka izao i Balahama: «I Balàka, mpanjakan’i Môaba, dia nampaka ahy avy any Siria, avy any amin’ny tendrombohitra amin’ny ilany atsinanan’izany tany izany. Avia, hoy izy tamiko, hanozona ny taranak’i Jakôba; avia handrahona ny Israelita.


Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Levỳ: i Gersôna, i Kehata ary i Merarỳ.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra