Nomery 23:5 - DIEM PROTESTANTA5 Nanisy teny tao am-bavan’i Balahama ny TOMPO, ary dia nanasa azy hiverina any amin’ny mpanjaka mba hilaza izany aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ary NY TOMPO nanisy teny teo am-bavan’i Balama ka niteny hoe: Miverena any amin’i Balaka ka toy izany no holazainao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Nanisy teny tao am-bavan’i Balahama ny TOMPO, ary dia nanasa azy hiverina any amin’ny mpanjaka mba hilaza izany aminy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Dia nanisy teny tao am-bavan’i Balaama i Iaveh sy nanao taminy hoe: «Miverena any amin’i Balàka, ka izao sy izao lazaina aminy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary Jehovah nanisy teny teo am-bavan’i Balama ka nanao hoe: Miverena any amin’i Balaka, ary izany no holazainao. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary Jehovah nanisy teny teo am-bavan'i Balama ka nanao hoe: Miverena any amin'i Balaka, ary izany no holazainao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ary NY TOMPO nanisy teny teo am-bavan’i Balama ka niteny hoe: Miverena any amin’i Balaka ka toy izany no holazainao. Jereo ny toko |
Dia hoy koa ny TOMPO hoe: «Izaho kosa hanao izao fanekempihavanana izao aminy: ny Fanahiko hitoetra eo aminareo ary ny teniko dia efa teo am-bavanareo, ka samy tsy hiala aminareo hatramin’izao ka ho mandrakizay. Ny Fanahiko sy ny teniko dia tsy hiala aminareo na amin’ny zanakareo na amin’ny taranaky ny taranakareo. Izaho TOMPO no mampanantena izany.»