Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 23:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Dia nanao izao tononkalo manaraka izao indray i Balahama: «Mitsangàna, ry Balàka zanakalahin’i Tsipôra, atongilano amiko ny sofinao, ka mihainoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Dia nilaza ny oha-teniny i Balama hoe: Mitsangàna, ry Balaka, ka mandrenesa! Atongilano amiko ny sofinao, ry zanak’i Zipora!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Dia nanao izao tononkalo manaraka izao indray i Balahama: «Mitsangàna, ry Balàka zanakalahin’i Tsipôra, atongilano amiko ny sofinao, ka mihainoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Ary i Balaama nilaza ny lahateniny ka nanao hoe: «Mitsangàna, ry Balàka, ka mihainoa, Mampandria sofina, ry zanak’i Sefôra:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Dia nanao oha-teny Balama ka nilaza hoe: Mitsangàna, ry Balaka, ka mandrenesa; Atongilano amiko ny sofinao, ry zanak’i Zipora;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Dia nanao oha-teny Balama ka nilaza hoe: Mitsangàna,, ry Balaka, ka mandrenesa; Atongilano amiko ny sofinao, ry zanak'i Zipora;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Dia nilaza ny oha-teniny i Balama hoe: Mitsangàna, ry Balaka, ka mandrenesa! Atongilano amiko ny sofinao, ry zanak’i Zipora!

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 23:18
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia lasa izy niverina tany amin’i Balàka izay mbola teo anilan’ny sorona nataony sady tafaraka tamin’ny olo-manan-kaja môabita. Ary hoy i Balàka taminy: –Inona no nolazain’ny TOMPO?


Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, na taranak’olombelona ka hanenina. Izay nolazainy dia hoefainy; izay nampanantenainy dia hotanterahiny.


Ny mpanjaka tamin’izay dia nipetraka tao amin’ny efitrano fihatsiatsiahana izay natokana ho azy teo an-tampontrano. Ary nanatona azy i Ehoda ka nanao hoe: –Misy teny avy amin’Andriamanitra nentiko ho anao. Dia nitsangana niala teo amin’ny sezany ny mpanjaka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra