Nomery 16:6 - DIEM PROTESTANTA
Izao no ataovy, ry Kôra sy ianareo namany rehetra: Makà fitaovana fandoroana zava-manitra,
Jereo ny toko
Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo antokony rehetra: Mitondrà fitondrana afo, rahampitso,
Jereo ny toko
Izao no ataovy, ry Kôra sy ianareo namany rehetra: Makà fitaovana fandoroana zava-manitra,
Jereo ny toko
Izao no ataovy: Makà fanembohana ianareo, ry Kôre sy ny tariny rehetra.
Jereo ny toko
Izao no ataovy, ry Kora sy hianareo namany rehetra: Makà fitondran-afo ho anareo rahampitso,
Jereo ny toko
Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo namany rehetra: Makà fitondran'afo ho anareo rahampitso.
Jereo ny toko
Izao no ataovy, ry Kora sy ianareo antokony rehetra: Mitondrà fitondrana afo, rahampitso,
Jereo ny toko