Nehemia 12:42 - DIEM PROTESTANTA Nijanona tao ihany koa ry i Mahaseià sy i Semahià, i Elehazara sy i Hozy, i Jôhanàna sy i Malkià, ary i Helama sy i Hezera. Dia nihira mafy ny mpihira teo ambany fitarihan’i Jizrahià. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 mbamin’i Mahaseia, i Semaia, i Eleazara, i Ozy, i Johanana, i Malkia, i Elama ary i Ezera. Nihira mafy ny mpihira sy i Jizrahia, mpitarika azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nijanona tao ihany koa ry i Mahaseià sy i Semahià, i Elehazara sy i Hozy, i Jôhanàna sy i Malkià, ary i Helama sy i Hezera. Dia nihira mafy ny mpihira teo ambany fitarihan’i Jizrahià. Baiboly Katolika Sorona maro no naterin’izy ireo, tamin’izay andro izay, ary fifaliana no nimasoany fa antom-pifaliana lehibe no nomen’Andriamanitra azy ireo. Nifaly mbamin’ny zaza amam-behivavy, ka re lavitra ny hobin-kafaliana tao Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy ary Mahaseia sy Semaia sy Eleazara sy Ozy sy Johanana sy Malkia sy Elama ary Ezera. Ary nihira mafy ny mpihira sy Jizrahia, mpifehy azy. Malagasy Bible ary Mahaseia sy Semaia sy Eleazara sy Ozy sy Johanana sy Malkia sy Elama ary Ezera. Ary nihira mafy ny mpihira sy Jizrahia, mpifehy azy. La Bible en Malgache mbamin’i Mahaseia, i Semaia, i Eleazara, i Ozy, i Johanana, i Malkia, i Elama ary i Ezera. Nihira mafy ny mpihira sy i Jizrahia, mpitarika azy. |
ary koa lehilahy tomady 128 iray tarika amin’i Hamasay, ka ny mpifehy azy dia i Zabdiela zanakalahin’i Gedôlima.
ary ny mpisorona trompetra, dia ry i Eliakima sy i Mahaseià, i Miniamîna sy i Mikaià, i Eliôhenay sy i Zakarià ary i Hananià.
Sorona maro no natolotra tamin’izany andro izany ary fifaliana no nanjaka, satria antom-pifaliana lehibe no efa nomen’Andriamanitra ny olona. Tao Jerosalema dia nifaly mbamin’ny zaza amam-behivavy, ka re lavitra ny hobin-kafaliana.
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny jejilava. Salamo nataon’i Asafa.
Manaova hobim-pifaliana ho an’Andriamanitra herintsika, ankalazao ny Andriamanitr’i Jakôba.