Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:40 - DIEM PROTESTANTA

40 ka dia nomena ny tanàna Hebrôna mbamin’ny kijàna manodidina azy tao amin’ny Joda;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

40 dia nomeny an’i Hebrona tao amin’ny tanin’i Joda sy ny tany manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

40 ka dia nomena ny tanàna Hebrôna mbamin’ny kijàna manodidina azy tao amin’ny Joda;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

40 dia nomena an’i Hebrôna mbamin’ny tany fiandrasam-biby manodidina azy teo amin’ny tanin’i Jodà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

40 Nomeny azy Hebrona tao amin’ny tanin’ny Joda sy ny tany manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

40 Nomeny azy Hebrona tao amin'ny tanin'ny Joda sy ny tany manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

40 dia nomeny an’i Hebrona tao amin’ny tanin’i Joda sy ny tany manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:40
5 Rohy Ifampitohizana  

Ireto no fonenan’ny taranak’i Levỳ, araka ny toerana nisy azy tao amin’ny zara taniny avy. Ny taranak’i Aharôna, avy amin’ny tarik’i Kehata, no voatendrin’ny antsapaka ho voalohany,


fa ny saha sy ny tanàna kely miankina amin’i Hebrôna kosa efa nomena an’i Kaleba zanakalahin’i Jefonè.


Tamin’ny sarambabem-bahoaka israelita dia ireto avy: tamin’ny taranak’i Parehôsy dia ry i Ramià sy i Jizià ary i Malkià mbamin’ny Miamina sy i Elehazara ary i Malkià sy i Benaià;


tamin’ny taranak’i Harîma dia ry i Elihezera sy i Jisià ary i Malkià sy i Semahià mbamin’i Simehôna


Hafatra nampitondrain’ny TOMPO an’i Jeremià ho an’i Tsedekià mpanjaka. Fa nirahin’ny mpanjaka hankany amin’i Jeremià i Pasehora zanakalahin’i Malkià ary koa i Tsefanià mpisorona sady zanakalahin’i Mahaseià mba hangataka aminy hoe:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra