Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:41 - DIEM PROTESTANTA

41 fa ny saha sy ny tanàna kely miankina amin’i Hebrôna kosa efa nomena an’i Kaleba zanakalahin’i Jefonè.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

41 Fa nomeny an’i Kaleba, zanak’i Jefone kosa ny saha momba ny tanàna sy ny vohitra manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

41 fa ny saha sy ny tanàna kely miankina amin’i Hebrôna kosa efa nomena an’i Kaleba zanakalahin’i Jefonè.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

41 ny faritanin’ny tanàna kosa anefa mbamin’ny vohiny, dia nomena an’i Kaleba zanak’i Jefone.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

41 Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohiny kosa nomeny an’i Kaleba, zanak’i Jefone.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

41 Fa ny saha momba ny tanàna sy ny vohiny kosa nomeny an'i Kaleba, zanak'i Jefone.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

41 Fa nomeny an’i Kaleba, zanak’i Jefone kosa ny saha momba ny tanàna sy ny vohitra manodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:41
3 Rohy Ifampitohizana  

ka dia nomena ny tanàna Hebrôna mbamin’ny kijàna manodidina azy tao amin’ny Joda;


Ny nomena ny taranak’i Aharôna dia ireto tanàna fialofana ireto: i Hebrôna sy i Libnà, i Jatîra sy i Estemôa, i Hilèna sy i Debira ary i Hasàna, sy i Bety-Semesy mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;


Izany no nahatonga an’i Hebrôna ho lovan’ny taranak’i Kaleba mandraka androany; satria i Kaleba, zanakalahin’i Jefonè sady anisan’ny tarik’i Kenaza, dia nifikitra tanteraka tamin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra