Nehemia 12:17 - DIEM PROTESTANTA i Zikry ho an’ny fianakavian’i Abià; i... ho an’ny fianakavian’i Miniamina; i Piltahy ho an’ny fianakavian’i Mahadià; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny avy tamin’i Abia dia i Zikry; ny avy tamin’i Miniamina; ny avy tamin’i Moadia, dia i Piltahy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Zikry ho an’ny fianakavian’i Abià; i... ho an’ny fianakavian’i Miniamina; i Piltahy ho an’ny fianakavian’i Mahadià; Baiboly Katolika i Zekri avy amin’i Abiasa, i Felty avy amin’i Miamìna sy i Moadiasa, Baiboly Protestanta Malagasy ny avy tamin’i Abia dia Zikry; ny avy tamin’i Miniamina, avy tamin’i Moadia, dia Piltahy; Malagasy Bible ny avy tamin'i Abia dia Zikry; ny avy tamin'i Miniamina, avy tamin'i Moadia, dia Piltahy; La Bible en Malgache ny avy tamin’i Abia dia i Zikry; ny avy tamin’i Miniamina; ny avy tamin’i Moadia, dia i Piltahy; |
Tamin’ny andron’i Herôda mpanjakan’i Jodea, dia nisy mpisorona natao hoe Zakarià, isan’ny antoko-mpisoron’i Abià. Taranak’i Aharôna mpisorombe ny vadiny ary i Elizabeta no anarany.