I Mehônôtahy no ray niteraka an’i Hôfrà; ary i Seraià no ray niteraka an’i Jôaba razamben’ny ao Geharasima na hoe Lohasahan’ny mpiasa, fa mpiasa izy ireo.
Nehemia 11:35 - DIEM PROTESTANTA i Lôda, i Onao ary ny lohasahan’ny mpahay taozavatra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Loda, Ono, lohasahan’ny mpahay taozavatra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Lôda, i Onao ary ny lohasahan’ny mpahay taozavatra. Baiboly Katolika ary Onô, amin’ny lohasahan’ny Mpanao taozavatra; Baiboly Protestanta Malagasy sy Loda sy Ono, lohasahan’ny mahay tao-zavatra. Malagasy Bible sy Loda sy Ono, lohasahan'ny mahay tao-zavatra. La Bible en Malgache Loda, Ono, lohasahan’ny mpahay taozavatra. |
I Mehônôtahy no ray niteraka an’i Hôfrà; ary i Seraià no ray niteraka an’i Jôaba razamben’ny ao Geharasima na hoe Lohasahan’ny mpiasa, fa mpiasa izy ireo.
Zanakalahin’i Elpahaly: i Hebera sy i Misahama ary i Semèra; ity Semèra ity no nanorina an’i Ônao ary koa nanorina an’i Lôda mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy.
Koa nandefa iraka hankatỳ amiko i Sanebalato sy i Gesema hilaza hoe: –Tongava mba hihaona ao Kefirîma amin’ny tany lemak’i Onao isika! Kanjo nikasa hanisy ratsy ahy izy roa lahy.
Raha nitety tany nitsidika ny vahoakan’Andriamanitra rehetra i Petera, dia nankany amin’ireo nonina tany Lida koa.
Nahita azy ny mponina rehetra tany Lida sy tany amin’ny lemak’i Sarôna ka niverina ho amin’ny Tompo.