Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 7:37 - DIEM PROTESTANTA

37 ny terak’i Lôda sy i Hadida ary i Onao dia nisy lehilahy 721;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

37 ny zanak’i Loda sy i Hadida ary i Ono: Iraika amby roapolo sy fitonjato;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 ny terak’i Lôda sy i Hadida ary i Onao dia nisy lehilahy 721;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

37 nisy 721 ny zanak’i Loda sy i Hadida ary i Onô;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

37 ny zanak’i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

37 ny zanak'i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

37 ny zanak’i Loda sy i Hadida ary i Ono: Iraika amby roapolo sy fitonjato;

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 7:37
8 Rohy Ifampitohizana  

Zanakalahin’i Elpahaly: i Hebera sy i Misahama ary i Semèra; ity Semèra ity no nanorina an’i Ônao ary koa nanorina an’i Lôda mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy.


ny terak’i Lôda sy i Hadida ary i Onao dia nisy lehilahy 725;


Koa nandefa iraka hankatỳ amiko i Sanebalato sy i Gesema hilaza hoe: –Tongava mba hihaona ao Kefirîma amin’ny tany lemak’i Onao isika! Kanjo nikasa hanisy ratsy ahy izy roa lahy.


ny terak’i Jerikao dia nisy lehilahy 345;


ny terak’i Senaà dia nisy lehilahy 3 930.


Raha nitety tany nitsidika ny vahoakan’Andriamanitra rehetra i Petera, dia nankany amin’ireo nonina tany Lida koa.


Nahita azy ny mponina rehetra tany Lida sy tany amin’ny lemak’i Sarôna ka niverina ho amin’ny Tompo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra