1Tantara 8:12 - DIEM PROTESTANTA12 Zanakalahin’i Elpahaly: i Hebera sy i Misahama ary i Semèra; ity Semèra ity no nanorina an’i Ônao ary koa nanorina an’i Lôda mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ny zanakalahin’i Elpala dia i Ebera sy i Misama ary i Semera, izay nanorina an’i Ono sy i Loda sy ny vohitra miankina aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Zanakalahin’i Elpahaly: i Hebera sy i Misahama ary i Semèra; ity Semèra ity no nanorina an’i Ônao ary koa nanorina an’i Lôda mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Zanakalahin’i Elfaala: i Hebera, i Misaama ary i Samada, izay nanorina an’i Onô sy i Loda mbamin’ny tanàna momba azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary ny zanakalahin’i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an’i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny; Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary ny zanakalahin'i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an'i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Ny zanakalahin’i Elpala dia i Ebera sy i Misama ary i Semera, izay nanorina an’i Ono sy i Loda sy ny vohitra miankina aminy. Jereo ny toko |