Nehemia 10:30 - DIEM PROTESTANTA
eny, ny olona sisa dia samy nikambana tsara tamin’ireo Israelita manan-kaja ireo; ka nianiana mafy izy rehetra hanaraka ny lalàna izay nampitain’Andriamanitra tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony, ary hitandrina sy hanatanteraka ny didy sy fitsipika aman-dalàna rehetra izay nataon’ny TOMPO Andriamanitray.
Jereo ny toko
dia samy nikambana tsara tamin’ny olo-manankaja rahalahiny ka niozona sy nianiana hanaraka ny lalànan’Andriamanitra izay nampilazaina an’i Mosesy, mpanompon’Andriamanitra. Nianiana koa izy fa hitandrina sy hankatò ny didy rehetra izay nataon’NY TOMPO Andriamanitsika mbamin’ny fitsipika sy ny lalànany;

izay afa-nahalala sy manan-tsaina rehetra, dia samy nikambana tamin’ireo rahalahiny, dia ny andriandahiny, avokoa, nanome toky tamim-piozonana amam-pianianana fa hanaraka ny lalàn’Andriamanitra, izay nomena tamin’ny alalan’i Môizy, mpanompon’Andriamanitra, hitandrina sy hankatò ny didin’i Iaveh Tompontsika, mbamin’ny fitsipiny aman-dalàny.
Jereo ny toko
dia samy nikambana tsara tamin’ny andriandahy rahalahiny ka niozona sy nianiana hanaraka ny lalàn’Andriamanitra, izay nampilazaina an’i Mosesy, mpanompon’Andriamanitra, ary hitandrina sy hankatò ny didy rehetra izay nataon’i Jehovah Tompontsika mbamin’ny fitsipika sy ny lalàny;
Jereo ny toko
dia samy nikambana tsara tamin'ny andriandahy rahalahiny ka niozona sy nianiana hanaraka ny lalan'Andriamanitra, izay nampilazaina an'i Mosesy, mpanompon'Andriamanitra, ary hitandrina sy hankatò ny didy rehetra izay nataon'i Jehovah Tompontsika mbamin'ny fitsipika sy ny lalàny;