ary naharitra telo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Mikaià, zanakavavin’i Oriela avy any Gibehà. Niady i Abià sy i Jerôbohama.
Mpitsara 19:14 - DIEM PROTESTANTA Dia nanohy ny diany izy. Ary efa nilentika ny masoandro fony izy tonga teo akaikin’i Gibehà, tao amin’ny faritanin’i Benjamîna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nandroso izy ka nandeha. Ary raha mbola teo akaikin’i Gibea izay an’i Benjamina, izy, dia nilentika ny masoandro. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nanohy ny diany izy. Ary efa nilentika ny masoandro fony izy tonga teo akaikin’i Gibehà, tao amin’ny faritanin’i Benjamîna. Baiboly Katolika Koa notohizany ny dia, ary efa nilentika ny masoandro no eny akaikin’i Gabaà, izay an’i Benjamina, izy. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nandroso izy ka nandeha; ary raha mbola teo akaiky an’i Gibea, izay an’ny Benjamita, izy, dia nilentika ny masoandro. Malagasy Bible Dia nandroso izy ka nandeha; ary raha mbola teo akaiky an'i Gibea, izay an'ny Benjamita, izy, dia nilentika ny masoandro. La Bible en Malgache Dia nandroso izy ka nandeha. Ary raha mbola teo akaikin’i Gibea izay an’i Benjamina, izy, dia nilentika ny masoandro. |
ary naharitra telo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Mikaià, zanakavavin’i Oriela avy any Gibehà. Niady i Abià sy i Jerôbohama.
Ary hoy koa izy tamin’ny zatovony: –Aoka isika hanatratra an’i Gibehà na Ramà, ka ny iray amin’ireo toerana ireo no handriantsika anio alina!
Dia nivily tao Gibehà izy mba handry tao. Niditra ny tanàna izy ka nipetraka teo an-kianja, nefa tsy nisy olona nampiantrano azy handry.
Kinanjo intỳ nisy lahiantitra iray tonga avy any an-tsaha niditra ny tanàna, iny hariva iny. Olona avy amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma izy, saingy nipetraka tao Gibehà tanàna fonenan’ny Benjaminita.