Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 19:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Ary hoy koa izy tamin’ny zatovony: –Aoka isika hanatratra an’i Gibehà na Ramà, ka ny iray amin’ireo toerana ireo no handriantsika anio alina!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Hoy ihany izy tamin’ny zatovony: Andeha isika hizotra hakamin’ny iray amin’irerỳ tanàna irerỳ, dia i Gibea na i Rama, ka handry any.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Ary hoy koa izy tamin’ny zatovony: –Aoka isika hanatratra an’i Gibehà na Ramà, ka ny iray amin’ireo toerana ireo no handriantsika anio alina!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Dia hoy koa izy tamin’ny mpanompony: «Andeha ataovy izay hahatrarantsika ny iray amin’ireto tanàna ireto, dia i Gabaà na i Ramà; any isika no handry».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary hoy izy tamin’ny zatovony: Andeha isika hankamin’ny anankiray amin’ireto tanàna ireto, dia any Gibea, na any Rama, ka handry any.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary hoy izy tamin'ny zatovony: Andeha isika hankamin'ny anankiray amin'ireto tanàna ireto, dia any Gibea, na any Rama, ka handry any.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Hoy ihany izy tamin’ny zatovony: Andeha isika hizotra hakamin’ny iray amin’irerỳ tanàna irerỳ, dia i Gibea na i Rama, ka handry any.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 19:13
7 Rohy Ifampitohizana  

Mamakivaky ny hadilanana izy sady miteny hoe: «Any Geba isika no hitoby anio alina.» Mangovitra noho ny tahotra ny ao Ramà; lasa mitsoaka ny ao Gibehà, izay tanàna fiavian’i Saoly.


Tsofy ao Gibehà ny anjomara ary tsofy ao Ramà ny trompetra. Velomy ao Bety-Avena ny akoram-panairana. Tandremo ny ao an-damosinao, ry Benjamîna!


i Tselà, i Elefa, ny tanànan’ny Jebosita (izany hoe i Jerosalema), i Gibehata, ary i Kiriata; izany hoe tanàn-dehibe 14 samy miampy ireo tanàna kely miankina aminy. Izany no zaratany nolovan’ny Benjaminita ho an’ireo tarika ao anatiny.


Fa novalian’ny tompony hoe: –Tsia, tsy ho any amin’izay tanànan’ny firenen-kafa tsy misy Israelita isika, fa hanohy ny dia hatrany Gibehà.


Dia nanohy ny diany izy. Ary efa nilentika ny masoandro fony izy tonga teo akaikin’i Gibehà, tao amin’ny faritanin’i Benjamîna.


I Saoly koa mba nody tany aminy any Gibehà, niaraka tamin’ireo vatan-dehilahy izay nentanin’Andriamanitra ho mpomba azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra