Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 19:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Dia nanohy ny diany izy. Ary efa nilentika ny masoandro fony izy tonga teo akaikin’i Gibehà, tao amin’ny faritanin’i Benjamîna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Dia nandroso izy ka nandeha. Ary raha mbola teo akaikin’i Gibea izay an’i Benjamina, izy, dia nilentika ny masoandro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Dia nanohy ny diany izy. Ary efa nilentika ny masoandro fony izy tonga teo akaikin’i Gibehà, tao amin’ny faritanin’i Benjamîna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Koa notohizany ny dia, ary efa nilentika ny masoandro no eny akaikin’i Gabaà, izay an’i Benjamina, izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Dia nandroso izy ka nandeha; ary raha mbola teo akaiky an’i Gibea, izay an’ny Benjamita, izy, dia nilentika ny masoandro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Dia nandroso izy ka nandeha; ary raha mbola teo akaiky an'i Gibea, izay an'ny Benjamita, izy, dia nilentika ny masoandro.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Dia nandroso izy ka nandeha. Ary raha mbola teo akaikin’i Gibea izay an’i Benjamina, izy, dia nilentika ny masoandro.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 19:14
4 Rohy Ifampitohizana  

ary naharitra telo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Mikaià, zanakavavin’i Oriela avy any Gibehà. Niady i Abià sy i Jerôbohama.


Ary hoy koa izy tamin’ny zatovony: –Aoka isika hanatratra an’i Gibehà na Ramà, ka ny iray amin’ireo toerana ireo no handriantsika anio alina!


Dia nivily tao Gibehà izy mba handry tao. Niditra ny tanàna izy ka nipetraka teo an-kianja, nefa tsy nisy olona nampiantrano azy handry.


Kinanjo intỳ nisy lahiantitra iray tonga avy any an-tsaha niditra ny tanàna, iny hariva iny. Olona avy amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma izy, saingy nipetraka tao Gibehà tanàna fonenan’ny Benjaminita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra