Mandehana faingana miery ao, satria tsy afaka hanao na inona na inona aho ambara-pahatonganao ao. Izany no antony niantsoana io tanàna io hoe Tsôhara.
Marka 6:5 - DIEM PROTESTANTA Ary tsy afaka nanao asa mahagaga teo Izy, afa-tsy tamin’ny nanasitranany marary vitsivitsy nametrahany tanana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tsy afaka nanao fahagagana akory Izy teo, afa-tsy ny nametraka ny tanany tamin’ny olona marary vitsy foana sy nahasitrana azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary tsy afaka nanao asa mahagaga teo Izy, afa-tsy tamin’ny nanasitranany marary vitsivitsy nametrahany tanana. Baiboly Katolika Ary tsy nahazo nanao fahagagana akory Izy teo fa marary vitsivitsy monja no nositraniny tamin’ny fametrahan-tanana, Baiboly Protestanta Malagasy Ary tsy nahazo nampiseho hery akory Izy teo, afa-tsy ny nametraka ny tànany tamin’ny olona marary vitsy foana ka nahasitrana azy. Malagasy Bible Ary tsy nahazo nampiseho hery akory Izy teo, afa-tsy ny nametraka ny tànany tamin'ny olona marary vitsy foana ka nahasitrana azy. La Bible en Malgache Ary tsy afaka nanao fahagagana akory Izy teo, afa-tsy ny nametraka ny tanany tamin’ny olona marary vitsy foana sy nahasitrana azy. |
Mandehana faingana miery ao, satria tsy afaka hanao na inona na inona aho ambara-pahatonganao ao. Izany no antony niantsoana io tanàna io hoe Tsôhara.
I Jakôba irery no sisa nijanona ary nisy lehilahy nifampitolona taminy mandra-pahazava ratsy ny andro.
sady niangavy azy mafy nanao hoe: –Eo ambavahoanan’ny fahafatesana ny zanako vavy; koa tongava hametra-tanana aminy, dia ho sitrana izy ka ho velona.
Nandamaka teo am-pandriana ny rain’i Pòbly fa sady voan’ny tazo no nivalan-dra. Nitsidika azy i Paoly, dia nivavaka sy nametra-tanana taminy, ka nahasitrana azy.
Efa nitoriana ny Vaovao Mahafaly isika, tahaka an-dry zareo tany an-taniefitra fahiny. Ren’ireo ny hafatra, nefa tsy nahasoa azy, satria tsy mba anisan’izay nihaino izany tamim-pinoana ireo.