Josoa 8:28 - DIEM PROTESTANTA
Nodoran’i Josoa i Hay ary nataony antontan-trano rava sy haolo mandrakizay, ka dia toy izany mandraka androany.
Jereo ny toko
Ary nodoran’i Josoa i Ay ka nofoanany ho tanàna haolo mandrakizay, dia toy izany mandraka androany izy.
Jereo ny toko
Nodoran’i Josoa i Hay ary nataony antontan-trano rava sy haolo mandrakizay, ka dia toy izany mandraka androany.
Jereo ny toko
Nodoran’i Jôsoe i Haia ary nofongorany nataony antontan-trano rava mandrakizay, izay mbola ao mandraka androany.
Jereo ny toko
Ary Ay dia nodoran’i Josoa ka nofoanany ho tanànaolo mandrakizay, dia toy izany mandraka andro-any izy.
Jereo ny toko
Ary Ay dia nodoran'i Josoa ka nofoanany ho tanànaolo mandrakizay, dia toy izany mandraka androany izy.
Jereo ny toko
Ary nodoran’i Josoa i Ay ka nofoanany ho tanàna haolo mandrakizay, dia toy izany mandraka androany izy.
Jereo ny toko