Isaia 17:1 - DIEM PROTESTANTA1 Hafatra momba an’i Damasy. Hitsahatra tsy ho tanàna intsony i Damasy, fa ho tonga korontam-bato sisa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ny loza hanjo an’i Damaskosy. Indro, rava tsy ho tanàna intsony i Damaskosy; eny, tonga korontam-bato izy sisa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Hafatra momba an’i Damasy. Hitsahatra tsy ho tanàna intsony i Damasy, fa ho tonga korontam-bato sisa. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Faminaniana ny amin’i Damasa. Indro fa i Damasa voaesotra tsy ho isan-tanàna intsony; dia ho korontan-javatra foana izy! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 FAMINANIANA ny amin’ny loza hanjo an’i Damaskosy. Indro, Damaskosy, dia rava tsy ho tanàna intsony, Eny, tonga korontam-bato izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Indro, Damaskosy, dia rava tsy ho tanàna intsony, eny, tonga korontam-bato izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ny loza hanjo an’i Damaskosy. Indro, rava tsy ho tanàna intsony i Damaskosy; eny, tonga korontam-bato izy sisa. Jereo ny toko |
Koa dia natolotry ny TOMPO Andriamaniny ho eo an-tanan’ny mpanjaka sirianina i Ahaza; nandresy azy ny mpanjaka sirianina ary nitondra olona sambo-belona betsaka nankany Damasy. Ny tenan’i Ahaza koa dia natolotry ny TOMPO ho eo an-tanan’i Peka zanakalahin’i Remalià sady mpanjakan’i Israely, izay namely mafy ka naharesy azy.