Avy tao Hebrôna i Kaleba no niainga hamely ny mponina tao Debira izay nantsoina taloha hoe Kiriata-Sefera.
Josoa 15:49 - DIEM PROTESTANTA i Danà, i Kiriata-Sanà izay nantsoina koa hoe Debira, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Dana, i Kiriata-Sana na i Debira, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Danà, i Kiriata-Sanà izay nantsoina koa hoe Debira, Baiboly Katolika I Danà, i Kariata-Senà, dia i Dabira izany, Baiboly Protestanta Malagasy sy Dana sy Kiriata-sana (Debira izany) Malagasy Bible sy Dana sy Ririata-sana (Debira izany) La Bible en Malgache i Dana, i Kiriata-Sana na i Debira, |
Avy tao Hebrôna i Kaleba no niainga hamely ny mponina tao Debira izay nantsoina taloha hoe Kiriata-Sefera.
Avy tao Hebrôna izy no nandeha namely ny mponina tao Debîra izay nantsoina hoe Kiriata-Sefera tamin’izany fotoana izany.