Jeremia 22:11 - DIEM PROTESTANTA
Eny, izao no lazain’ny TOMPO ny amin’i Salòma mpanjakan’i Joda izay nandimby an’i Jôsià rainy ary vao nandao ity toerana ity: «Tsy hiverina intsony izy.
Jereo ny toko
Fa izao no lazain’NY TOMPO ny amin’i Saloma, zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, dia ilay nanjaka nandimby an’i Josia rainy, izay efa niala tamin’ity tany ity: Tsy hiverina atỳ intsony izy
Jereo ny toko
Eny, izao no lazain’ny TOMPO ny amin’i Salòma mpanjakan’i Joda izay nandimby an’i Jôsià rainy ary vao nandao ity toerana ity: «Tsy hiverina intsony izy.
Jereo ny toko
Fa izao no lazain’i Iaveh: Ny amin’i Seloma zanak’i Josiasa, mpanjakan’i Jodà, izay nanjaka nisolo toerana an’i Josiasa rainy, sy efa niala tamin’ity fitoerana ity: Tsy hiverina atỳ intsony izy,
Jereo ny toko
Fa izao no lazain’i Jehovah ny amin’i Saloma, zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, dia ilay nanjaka nandimby an’i Josia rainy, saingy efa niala tamin’ity tany ity: Tsy hiverina atỳ intsony izy,
Jereo ny toko
Fa izao no lazain'i Jehovah ny amin'i Saloma, zanak'i Josia, mpanjakan'ny Joda, dia ilay nanjaka nandimby an'i Josia rainy, saingy efa niala tamin'ity tany ity: Tsy hiverina atỳ intsony izy,