12 Nitsangana tamin’izay ny lehibeny sasany anisan’ny loholona efraimita, dia i Hazarià zanakalahin’i Jôhanàna, i Berekià zanakalahin’i Mesilemôta, i Hezekià zanakalahin’i Saloma, ary i Hamasà zanakalahin’i Hadlay. Notoherin’izy efa-dahy ny miaramila izay avy niantafika
12 Dia nitsangana ny loholona sasany avy amin’ny taranak’i Efraima, dia i Azaria, zanak’i Johanana, i Berekia, zanak’i Mesilemota, i Jehizkia, zanak’i Saloma ary i Amasa, zanak’i Hadlay, ka niteny nanohitra azy ireo izay vao tany an-tafika hoe:
12 Nitsangana tamin’izay ny lehibeny sasany anisan’ny loholona efraimita, dia i Hazarià zanakalahin’i Jôhanàna, i Berekià zanakalahin’i Mesilemôta, i Hezekià zanakalahin’i Saloma, ary i Hamasà zanakalahin’i Hadlay. Notoherin’izy efa-dahy ny miaramila izay avy niantafika
12 Dia nitsangana ny lehibe sasany amin’ny taranak’i Efraima, i Azariasa zanak’i Johanàna, i Barakiasa zanak’i Mosolamota, i Ezekiasa zanak’i Seloma, ary i Amasà zanak’i Adalì, ka nanohitra an’ireo avy any an-tafika,
Fa raha tsy mihaino ianareo, dia horavako tahaka ny nandravako ilay tao Silao ity trano ity; ary ny tanànan’i Jerosalema dia hataoko oha-panozonana any amin’ny firenena rehetra eran-tany.»›