Hosea 11:11 - DIEM PROTESTANTA
Avy any Ejipta koa izy no hanatona amin-kovitra toa voronkely, ary avy any Asiria no hanatona amin-kovitra toa domohina; ka dia hoentiko miverina any an-tranony indray izy. Izaho TOMPO no manao izany teny hentitra izany.
Jereo ny toko
Hanatona amin-kovitra avy any Ejipta toy ny voronkely izy ary avy any amin’ny tany Asiria toy ny voromailala; dia hampitoeriko ao an-tranony izy, hoy NY TOMPO.

Hidodododo avy any Ejipta izy ireo, mangovitra toy ny voronkely ary avy any amin’ny tany Asora toy ny domohina; ka hamponeniko ao an-tranony, - teny marin’i Iaveh. -
Jereo ny toko
Hanatona amin-kovitra avy any Egypta toy ny voronkely izy, Ary avy any amin’ny tany Asyria toy ny voromailala; Ka dia hampitoeriko ao an-tranony izy, hoy Jehovah.
Jereo ny toko
Hanatona amin-kovitra avy any Egypta toy ny voronkely izy, ary avy any amin'ny tany Asyria toy ny voromailala; Ka dia hampitoeriko ao an-tranony izy, hoy Jehovah.
Jereo ny toko
Hanatona amin-kovitra avy any Ejipta toy ny voronkely izy ary avy any amin’ny tany Asiria toy ny voromailala; dia hampitoeriko ao an-tranony izy, hoy NY TOMPO.
Jereo ny toko