Hosea 7:11 - DIEM PROTESTANTA11 I Efraîma dia tahaka ny domohina izay adaladala sady tsy manan-tsaina; miantso an’i Ejipta izy, ary mankany Asiria. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Tonga tahaka ny voromailala adaladala tsy manan-tsaina i Efraima; efa niantso an’i Ejipta izy ary efa nankany Asiria. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 I Efraîma dia tahaka ny domohina izay adaladala sady tsy manan-tsaina; miantso an’i Ejipta izy, ary mankany Asiria. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 I Efraima tonga hoatra ny domohina, adaladala tsy misy saina; miantso an’i Ejipta, mankany Asiria. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary Efraima dia efa tonga tahaka ny voromailala adaladala tsy manan-tsaina; Efa miantso an’i Egypta izy ary efa mankany Asyria. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary Efraima dia efa tonga tahaka ny voromailala adaladala tsy manan-tsaina; Efa miantso an'i Egypta izy ary efa mankany Asyria. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Tonga tahaka ny voromailala adaladala tsy manan-tsaina i Efraima; efa niantso an’i Ejipta izy ary efa nankany Asiria. Jereo ny toko |
Ny olona rehetra izay nanao fifanekena taminao no mandroaka anao hatrany ivelan’ny sisin-taninao. Ny olona tsara fihavanana taminao no mamitaka anao ka naharesy anao. Ireo niara-nisakafo taminao no mamela-pandrika eo amin’ny lalan-kodiavinao. Ka hoy ireo ny aminao hoe: ‹Tsy misy matsilo saina intsony ao aminy›.