Niraisan’i Kaina ny vadiny, dia nitoe-jaza ka niteraka an’i Henôka. Dia nanorina tanàna i Kaina, ka nampitondrainy ny anaran’i Henôka zanany lahy.
Genesisy 5:18 - DIEM PROTESTANTA Rehefa feno 162 taona i Jereda, dia niteraka an’i Henôka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Roa amby enimpolo amby zato taona i Jereda raha niteraka an’i Enoka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa feno 162 taona i Jereda, dia niteraka an’i Henôka. Baiboly Katolika Roa amby enimpolo amby zato taona ny andro niainan’i Jareda vao niteraka an’i Enôka izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa roa amby enim-polo amby zato taona ny andro niainan’i Jareda, dia niteraka an’i Enoka izy. Malagasy Bible Ary rehefa roa amby enim-polo amby zato taona ny andro niainan'i Jareda dia niteraka an'1 Enoka izy. La Bible en Malgache Roa amby enimpolo amby zato taona i Jereda raha niteraka an’i Enoka. |
Niraisan’i Kaina ny vadiny, dia nitoe-jaza ka niteraka an’i Henôka. Dia nanorina tanàna i Kaina, ka nampitondrainy ny anaran’i Henôka zanany lahy.
Taorian’ny nahaterahan’i Henôka, dia mbola velona 800 taona i Jereda, ary niteraka zanaka lahy sy zanaka vavy maro.
i Jareda no rain’i Henôka; i Henôka no rain’i Metosela; i Metosela no rain’i Lamèka; ary i Lamèka no rain’i Noà.
ary zafin-dorian’i Metosalà; dia i Metosalà zanakalahin’i Henôka, zafin’i Jarèda, zafiafin’i Malaleèla, zafin-dohalik’i Kainàma,
Tsy nangataka andro izahay taorian’izany fahitàn’i Paoly izany, fa nivonona hiainga ho any Masedônia, satria azonay antoka fa nantsoin’Andriamanitra hitondra ny Vaovao Mahafaly amin’ny olona any izahay.