Genesisy 30:6 - DIEM PROTESTANTA Dia hoy i Rahely hoe: –Andriamanitra efa nanome rariny ahy ka nihaino ny fangatahako, ary nanome ahy zanakalahy. Dia nataony hoe Dana ny anarany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy Rahely: Andriamanitra nanome rariny ahy sady nihaino ny feoko ka nomeny zazalahy aho. Izany no nanaovany ny anarany hoe Dana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy i Rahely hoe: –Andriamanitra efa nanome rariny ahy ka nihaino ny fangatahako, ary nanome ahy zanakalahy. Dia nataony hoe Dana ny anarany. Baiboly Katolika Ka hoy i Rasela: «Nomen’Andriamanitra ny rariny aho, ary nohenoiny ny feoko, ka nomeny zazalahy aho.» Izany no nanaovany ny anarany hoe i Dana. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Rahely: Andriamanitra efa nanome ahy ny rariny sady efa nihaino ny feoko, ka nomeny zazalahy aho; izany no nanaovany ny anarany hoe Dana. Malagasy Bible Ary hoy Rahely: Andriamanitra efa nanome ahy ny rariny sady efa nihaino ny feoko, ka nomeny zazalahy aho; izany no nanaovany ny anarany hoe Dana. La Bible en Malgache Ary hoy Rahely: Andriamanitra nanome rariny ahy sady nihaino ny feoko ka nomeny zazalahy aho. Izany no nanaovany ny anarany hoe Dana. |
TOMPO Andriamanitro ô, marina Ianao ka ambarao ho tsy manan-tsiny aho, fa aza avelanao ho fanesom-pahavaloko.
Omeo rariny aho, Andriamanitra ô, iandanio hanohitra ny tsy mpivavaka, ataovy afaka amin’ny mpamitaka sy amin’ny mpanao ratsy.
Ireto foko ireto kosa no ho eo amin’ny tendrombohitra Hebala amin’ny fanononana ozona: dia i Reobena, i Gada, i Asera, i Zebolòna, i Dana, ary i Naftalỳ.
Ny amin’ny taranak’i Dana, dia hoy i Mosesy hoe: «Ny fokon’i Dana dia tahaka ny vanton-diona izay miantoraka avy ao Basàna.»