Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 13:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Dia nividy fehikibo araka izay nolazain’ny TOMPO aho ka nafehiko ny kiboko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Dia nividy fehikibo aho araka ny tenin’NY TOMPO ka namehezako ny kiboko.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Dia nividy fehikibo araka izay nolazain’ny TOMPO aho ka nafehiko ny kiboko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Dia nividy ny fehikibo araka ny tenin’i Iaveh aho, ka nataoko tamin’ny tehezako.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Dia nividy fehin-kibo aho araka ny tenin’i Jehovah ka nifehezako ny kiboko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Dia nividy fehin-kibo aho araka ny tenin'i Jehovah ka nifehezako ny kiboko.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Dia nividy fehikibo aho araka ny tenin’NY TOMPO ka namehezako ny kiboko.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 13:2
8 Rohy Ifampitohizana  

Matokia ny TOMPO amin’ny fonao manontolo, fa aza miantehitra amin’ny fahakingan-tsainao.


Telo taona talohan’izany kosa dia nampitondra teny an’i Isaià zanakalahin’i Amôtsa ny TOMPO hoe: «Mandehana, vahao ny lamba gony eny an-tsikinanao ary esory ny kapa eny an-tongotrao.» Dia nataon’i Isaià izany, ka nandeha tsy nitafy lamba sy tsy nikiraro izy.


Ary nisy tenin’ny TOMPO fanindroany nanao tamiko hoe:


«Ary ianao, ry ilay taranak’olombelona, aza miseho ho maditra tahaka ireo, fa henoy izay lazaiko aminao. Sokafy ny vavanao ka hano izay homeko anao.»


Akanjo volon-drameva ary fehikibo hoditra no fanaovan’i Jôhany; valala sy tantely remby no sakafony.


Ianareo no sakaizako, raha manatanteraka izay andidiako anareo:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra