Genesisy 30:11 - DIEM PROTESTANTA ka hoy i Leà hoe: –Manan-jara aho! Dia nataony hoe Gada ny anarany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy i Lea: Manan-jara re aho! Dia nataony hoe Gada ny anarany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka hoy i Leà hoe: –Manan-jara aho! Dia nataony hoe Gada ny anarany. Baiboly Katolika Ka hoy i Lià: «Manan-jara re aho,» dia nataony hoe Gada ny anarany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Lea: Manan-jara re aho! dia nataony hoe Gada ny anarany. Malagasy Bible Ary hoy Lea: Manan-jara re aho! dia nataony hoe Gada ny anarany. La Bible en Malgache Ary hoy i Lea: Manan-jara re aho! Dia nataony hoe Gada ny anarany. |
I Gada sy i Asera no zanany tamin’i Zilpà, mpanompovavin’i Leà. Ireo no zanakalahin’i Jakôba teraka tany Mezôpôtamia ambony.
I Gada sy ireo zanany lahy, dia i Tsifiôna sy i Hagỳ, i Sonỳ sy i Etsibôna, i Herỳ sy Arôdỳ ary i Arelỳ.
Ianareo izay nandao Ahy TOMPO kosa ka nanadino ny mankeny an-tendrombohitro masina, ianareo izay nandroso sakafo ho an’i Gada sady nanatitra divay voaharoharo ho an’i Menỳ,