Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 30:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Fa mbola niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakôba i Zilpà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ary i Zilpa, mpanompovavin’i Lea, dia niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakoba.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Fa mbola niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakôba i Zilpà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Fa nitera-dahy fanindroany tamin’i Jakôba indray i Zelfa, ankizy vavin’i Lià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary Zilpa, ankizivavin’i Lea, dia niteraka zazalahy faharoany tamin’i Jakoba.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary Zilpa, ankizivavin'i Lea, dia nitera­ka zazalahy faharoany tamin'i Jakoba.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ary i Zilpa, mpanompovavin’i Lea, dia niteraka zazalahy faharoa tamin’i Jakoba.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 30:12
4 Rohy Ifampitohizana  

ka hoy i Leà hoe: –Manan-jara aho! Dia nataony hoe Gada ny anarany.


ka hoy i Leà hoe: –Hasambarana tsy misy toy izany! Fa ankehitriny dia holazain’ny vehivavy hoe sambatra aho. Dia nataony hoe Asèra no anarany.


Mifanolotra amin’ny faritanin’i Dana, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, no hisy ny anjaran’i Asera;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra