Genesisy 30:10 - DIEM PROTESTANTA10 Ary i Zilpà niteraka zazalahy tamin’i Jakôba, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ary i Zilpa, mpanompovavin’i Lea, dia niteraka zazalahy tamin’i Jakoba. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ary i Zilpà niteraka zazalahy tamin’i Jakôba, Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Ary nitera-dahy tamin’i Jakôba i Zelfa ankizy vavin’i Lià. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary Zilpa, ankizivavin’i Lea, dia niteraka zazalahy tamin’i Jakoba. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary Zilpa, ankizivavin'i Lea, dia niteraka zazalahy tamin'i Jakoba. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Ary i Zilpa, mpanompovavin’i Lea, dia niteraka zazalahy tamin’i Jakoba. Jereo ny toko |