Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 30:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Ary nony hitan’i Leà fa nitsaha-jaza izy, dia nalainy i Zilpà mpanompovaviny ka nomeny hovadîn’i Jakôba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Rehefa hitan’i Lea fa nitsaha-jaza izy tenany dia naka an’i Zilpa mpanompovaviny izy ka nomeny ho vadin’i Jakoba koa io.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ary nony hitan’i Leà fa nitsaha-jaza izy, dia nalainy i Zilpà mpanompovaviny ka nomeny hovadîn’i Jakôba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Rahefa hitan’i Lià fa nitsaha-jaza izy, dia nalainy i Zelfa ankizy vaviny ka nomeny ho vadin’i Jakôba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary rehefa hitan’i Lea fa efa nitsaha-jaza izy, dia naka an’i Zilpa ankizivaviny izy, ka nomeny ho vadin’i Jakoba koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary rehefa hitan'i Lea fa efa nitsaha-jaza izy, dia naka an'i Zilpa ankizivaviny izy, ka nomeny ho vadin'i Jakoba koa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Rehefa hitan’i Lea fa nitsaha-jaza izy tenany dia naka an’i Zilpa mpanompovaviny izy ka nomeny ho vadin’i Jakoba koa io.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 30:9
8 Rohy Ifampitohizana  

Nalain’i Saray vadin’i Abrama i Hagara izay Ejiptianina mpanompovaviny ka nomeny an’i Abrama mba hovadîny; ary efa folo taona no nipetrahan’i Abrama tao amin’ny tany Kanahàna tamin’izay.


Nomen’i Labàna an’i Leà zanany vavy kosa i Zilpà mba ho mpanompovavy hanampy azy.


Fa mbola bevohòka indray izy, dia niteraka zazalahy fahefatra, ka nanao hoe: –Amin’ity kosa dia hidera ny TOMPO aho. Dia nataony hoe Joda ny anarany. Dia nitsahatra tsy niteraka intsony izy.


Ary i Zilpà niteraka zazalahy tamin’i Jakôba,


Ary nohenoin’Andriamanitra ny vavak’i Leà, ka bevohòka izy ary niteraka zazalahy fahadimy tamin’i Jakôba.


Dia nomeny an’i Jakôba ny mpanompovaviny ho vadîny, ka dia nandry taminy izy.


dia hoy i Rahely hoe: –Efa niady mafy tamin’ny rahavaviko aho, ka nandresy! Dia nataony hoe Naftalỳ ny anarany.


Ireo telo ambin’ny folo lahy ireo no taranak’i Jakôba tamin’i Zilpà izay nomen’i Labàna ho mpanompovavin’i Leà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra