Genesisy 46:16 - DIEM PROTESTANTA16 I Gada sy ireo zanany lahy, dia i Tsifiôna sy i Hagỳ, i Sonỳ sy i Etsibôna, i Herỳ sy Arôdỳ ary i Arelỳ. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Ny zanakalahin’i Gada dia i Zifiona, i Hagy, i Sony, i Ezbona, i Ery, i Aroda ary i Arely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 I Gada sy ireo zanany lahy, dia i Tsifiôna sy i Hagỳ, i Sonỳ sy i Etsibôna, i Herỳ sy Arôdỳ ary i Arelỳ. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Zanak’i Gada: i Sefiôna, i Hagy, i Soni, i Esbôna, i Hery, i Arôdy ary i Arely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary ny zanakalahin’i Gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Ery sy Aroda ary Arely. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary ny zanakalahin'i Gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Erỳ sy Aroda ary Arely. Jereo ny toko |