I Sema zokin’i Jafeta dia mba niteraka ihany koa, fa izy no razamben’i Hebera sy ny taranany.
Genesisy 11:16 - DIEM PROTESTANTA Rehefa feno 34 taona i Hebera, dia niteraka an’i Pelega. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Efatra amby telopolo taona i Ebera raha niteraka an’i Pelega. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa feno 34 taona i Hebera, dia niteraka an’i Pelega. Baiboly Katolika Rehefa efatra amby telopolo taona ny andro niainan’i Ebera dia niteraka an’i Falega izy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary rehefa efatra amby telo-polo taona ny andro niainan’i Ebera, dia niteraka an’i Palega izy. Malagasy Bible Ary rehefa efatra amby telo-polo taona ny andro niainan'i Ebera, dia niteraka an'i Palega izy. La Bible en Malgache Efatra amby telopolo taona i Ebera raha niteraka an’i Pelega. |
I Sema zokin’i Jafeta dia mba niteraka ihany koa, fa izy no razamben’i Hebera sy ny taranany.
I Hebera dia nanan-janaka roa lahy: ny anankiray dia nantsoina hoe Pegela na «Fizaràna» satria tamin’ny androny no nizara ny mponina teto an-tany, ary ny rahalahiny kosa dia nantsoina hoe Jôktàna.
Taorian’ny nahaterahan’i Hebèra dia mbola velona 403 taona i Sela, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.
Taorian’ny nahaterahan’i Pelega, dia mbola velona 430 taona i Hebèra, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.
i Hebera niteraka zanaka roa lahy: ny anaran’ny voalohany dia i Pelega (izay midika hoe «Fizarana») satria tamin’ny androny no nizara ny olombelona teto an-tany; ary i Jôktàna no anaran’ny rahalahiny.
Hisy sambo avy any Kitîma, mitondra olona hampahory ny Asirianina sy hampahory ny taranak’i Hebera; nefa ho lany ringana koa no hiafaran’ireo mpampahory ireo.»
zafin-dohalik’i Seròga, zafin-kitrokelin’i Rehò, zafim-paladian’i Falèga ary zafin-dorian’i Ebèra; dia i Ebèra zanakalahin’i Salà,