Genesisy 11:16 - Baiboly Katolika16 Rehefa efatra amby telopolo taona ny andro niainan’i Ebera dia niteraka an’i Falega izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Efatra amby telopolo taona i Ebera raha niteraka an’i Pelega. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Rehefa feno 34 taona i Hebera, dia niteraka an’i Pelega. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Rehefa feno 34 taona i Hebera, dia niteraka an’i Pelega. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary rehefa efatra amby telo-polo taona ny andro niainan’i Ebera, dia niteraka an’i Palega izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary rehefa efatra amby telo-polo taona ny andro niainan'i Ebera, dia niteraka an'i Palega izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Efatra amby telopolo taona i Ebera raha niteraka an’i Pelega. Jereo ny toko |