Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 11:15 - Baiboly Katolika

15 Mbola velona telo amby efajato taona i Sale taorian’ny niterahany an’i Ebera, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ny andro niainan’i Sela taorianan’ny niterahany an’i Ebera dia telo sy efajato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Taorian’ny nahaterahan’i Hebèra dia mbola velona 403 taona i Sela, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Taorian’ny nahaterahan’i Hebèra dia mbola velona 403 taona i Sela, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary ny andro niainan’i Sela taorian’ny niterahany an’i Ebera dia telo amby efa-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary ny andro niainan'i Sela taorian'ny niterahany an'i Ebera dia telo amby efa-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Ny andro niainan’i Sela taorianan’ny niterahany an’i Ebera dia telo sy efajato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 11:15
2 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa telopolo taona ny andro niainan’i Sale dia niteraka an’i Ebera izy.


Rehefa efatra amby telopolo taona ny andro niainan’i Ebera dia niteraka an’i Falega izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra