Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 11:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Rehefa feno 34 taona i Hebera, dia niteraka an’i Pelega.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Efatra amby telopolo taona i Ebera raha niteraka an’i Pelega.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Rehefa feno 34 taona i Hebera, dia niteraka an’i Pelega.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Rehefa efatra amby telopolo taona ny andro niainan’i Ebera dia niteraka an’i Falega izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary rehefa efatra amby telo-polo taona ny andro niainan’i Ebera, dia niteraka an’i Palega izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary rehefa efatra amby telo-polo taona ny andro niainan'i Ebera, dia niteraka an'i Palega izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Efatra amby telopolo taona i Ebera raha niteraka an’i Pelega.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 11:16
7 Rohy Ifampitohizana  

I Sema zokin’i Jafeta dia mba niteraka ihany koa, fa izy no razamben’i Hebera sy ny taranany.


I Hebera dia nanan-janaka roa lahy: ny anankiray dia nantsoina hoe Pegela na «Fizaràna» satria tamin’ny androny no nizara ny mponina teto an-tany, ary ny rahalahiny kosa dia nantsoina hoe Jôktàna.


Taorian’ny nahaterahan’i Hebèra dia mbola velona 403 taona i Sela, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.


Taorian’ny nahaterahan’i Pelega, dia mbola velona 430 taona i Hebèra, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.


i Hebera niteraka zanaka roa lahy: ny anaran’ny voalohany dia i Pelega (izay midika hoe «Fizarana») satria tamin’ny androny no nizara ny olombelona teto an-tany; ary i Jôktàna no anaran’ny rahalahiny.


Hisy sambo avy any Kitîma, mitondra olona hampahory ny Asirianina sy hampahory ny taranak’i Hebera; nefa ho lany ringana koa no hiafaran’ireo mpampahory ireo.»


zafin-dohalik’i Seròga, zafin-kitrokelin’i Rehò, zafim-paladian’i Falèga ary zafin-dorian’i Ebèra; dia i Ebèra zanakalahin’i Salà,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra