Estera 9:3 - DIEM PROTESTANTA
Nanampy ny Jiosy koa ny mpitondra rehetra isam-paritany sy ny solotenan’ny amperôra ary ny governora mbamin’ny mpandraharaha, satria nanindry azy ny fahatahorana an’i Môrdôkay.
Jereo ny toko
Ary ny mpitondra rehetra amin’ny fari-piadidiana sy ny solontenan’ny mpanjaka sy ny governora mbamin’ny mpanao raharahan’ny mpanjaka dia nanampy ny Jiosy satria azon’ny fahatahorana an’i Mordekay izy,

Ary ny mpanapaka rehetra isan-tokony tamin’ny fanjakana sy ny solo-mpanjaka sy ny governora mbamin’ny mpanao raharahan’ny mpanjaka dia nanampy ny Jiosy, satria azon’ny fahatahorana an’i Mordekay izy.
Jereo ny toko
Ary ny mpanapaka rehetra isan-tokony tamin'ny fanjakana sy ny solo-mpanjaka sy ny governora mbamin'ny mpanao raharahan'ny mpanjaka dia nanampy ny Jiosy, satria azon'ny fahatahorana an'i Mordekay izy.