Estera 8:11 - DIEM PROTESTANTA
Voarakitry ny taratasy fa ny Jiosy isan-tanàna misy azy dia nomen’ny amperôra lalana hivory hiaro ny ainy. Navela koa ry zareo handringana sy hamono ho ripaka izay andian’olona mamely azy any amin’ny firenena sy faritany isan-tokony; azony atao aza ny mamono ny vady aman-janak’ireo sy ny mandroba ny fananany.
Jereo ny toko
Ny Jiosy izay tany amin’ny tanàna tsirairay dia navelan’ny mpanjaka hivory hiaro ny ainy ary handringana sy hamono ka handripaka ny herim-bahoaka rehetra sy ny fari-piadidiany rehetra izay te hiady aminy mbamin’ny vady aman-janak’ireny ary handroba ny fananany

ka ny Jiosy izay teny amin’ny isan-tanàna dia navelan’ny mpanjaka hivory hiaro ny ainy ary handringana sy hamono ka handripaka ny herin’ny firenena sy ny tany rehetra izay te-hiady aminy, mbamin’ny vady aman-janak’ireny ary handroba ny fananany
Jereo ny toko
ka ny Jiosy izay teny amin'ny isan-tanàna dia navelan'ny mpanjaka hivory hiaro ny ainy ary handringana sy hamono ka handripaka ny herin'ny firenena sy ny tany rehetra izay te-hiady aminy, mbamin'ny vady aman-janak'ireny ary handroba ny fananany