Ary tsy nahatsindry ny fihetseham-pony teo imason’ny olona rehetra nanodidina azy intsony i Jôsefa; dia nasainy nivoaka ny trano izy rehetra. Koa tsy nisy olon-kafa teo amin’i Jôsefa fony izy nampahafantatra ny tenany tamin’ireo rahalahiny.
Estera 5:10 - DIEM PROTESTANTA Kanefa nanindry fo ihany i Hamàna ka lasa nody tany an-tranony aloha; dia naniraka olona izy haka ireo sakaizany sy i Zeresa vadiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanindry fo ihany anefa i Hamana ka lasa nody tany an-tranony aloha. Dia naniraka olona haka ny sakaizany sy i Zaresy vadiny izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Kanefa nanindry fo ihany i Hamàna ka lasa nody tany an-tranony aloha; dia naniraka olona izy haka ireo sakaizany sy i Zeresa vadiny. Baiboly Protestanta Malagasy Kanefa nanindry fo ihany Hamana ka lasa nody tany an-tranony aloha; dia naniraka naka ny sakaizany sy Zaresy vadiny izy. Malagasy Bible Kanefa nanindry fo ihany Hamana ka lasa nody tany an-tranony aloha; dia naniraka naka ny sakaizany sy Zaresy vadiny izy. La Bible en Malgache Nanindry fo ihany anefa i Hamana ka lasa nody tany an-tranony aloha. Dia naniraka olona haka ny sakaizany sy i Zaresy vadiny izy. |
Ary tsy nahatsindry ny fihetseham-pony teo imason’ny olona rehetra nanodidina azy intsony i Jôsefa; dia nasainy nivoaka ny trano izy rehetra. Koa tsy nisy olon-kafa teo amin’i Jôsefa fony izy nampahafantatra ny tenany tamin’ireo rahalahiny.
Ary nambaran’i Hamàna tamin’ireo ny hareny miavosa sy ny zanany maro mbamin’ny voninahitra rehetra nomen’ny amperôra azy ka nanandratany azy ho ambonin’ireo andriambaventy sy mpandraharaha.
Dia nitantaran’i Hamàna ny zavatra nanjo azy i Zeresa vadiny sy ny sakaizany rehetra mpanolotsaina azy ka niteny taminy hoe: –Raha taranaky ny Jiosy i Môrdôkay izay efa niantomboka nandavo anao teo anatrehany, dia tsy haharesy azy mihitsy ianao fa ho lavo eo anatrehany tokoa.